28 décembre 2005

Fanitsiana teo amin'ny forum

Nisy hadisoana lehibebe ihany tao amin'ny forum saingy tsy nateti-pitranga dia tsy dia nisy fiantraikany lehibe loatra.
Rehefa manoratra ianao ka mbola tsy nampiditra anarana dia mangataka hampiditra anarana izy... rehefa avy eo anefa dia tsy mitranga akory ny solonanarana fa fotsifotsy be sy "Tsy lazaina" no mitranga.
Raha tonga dia manoratra dia mikorontana ny forum satria tsy fantany hoe iza no nanoratra.

Nahitsy daholo izany androany.

Aucun commentaire: