07 août 2003

Aelezo sy ampitampitao

Amin'izao fotoana izao dia efa mihoatra ny 1500 ny namana mpikambana ato amin'ity site ity. Isaorana antsika rehetra izany. Natao maimaim-poana ary ho maimaim-poana (gratuit) hatrany ny zavatra rehetra rehetra eto. Mba hanampiana ny site anefa dia mila ny fitokisan'ireo mpanao dokam-barotra sy mpanohana isika. Ny antoka ho azy ireo dia hoe mitombo isa ny namana. Koa raha te hanampy ny namana isika dia aelezo sy ampitampitao ny momba ity site ity. Lazao any am-pianarana, any am-piasàna, any amin'ny cybercafé rehetra any. Mba ho maro isa ny namana. Izahay koa hiezaka hanatsara hatrany ny vokatra eto araka izay tratra.
Mety hanampy ny namana ihany koa ny fifidiananao azy ho anisan'ny site mendrika amin'ity concours eto ambany ity.

:: Concours ao amin'ny Latoilemalagasy.net ::

Averimberina ihany fa mandray anjara amin'ny fifaninanana ataon'ny Latoilemalagasy.net ny site Namana. Azonao jerena eto ambany eto ny toerana fifidianana. Dia azonareo fidina ao ny Namana raha toa ka mahafa-po anareo ny site.

Jereo eto ambany ary.
http://www.latoilemalagasy.net/modules.php?name=News&file=article&sid=138

Aucun commentaire: