24 mai 2005

Zavatra hatao

Ireo zavatra hatao ao amin'ny serasera.org no apetrako eto. Izay vita dia tsy eto intsony :-)

namana.serasera.org

- Azo asiana commentaire ny sary
- lisitry ny namana alfabetika

19 mai 2005

Forum : momba ny fanitsiana

Nisy olana kely ny momba ny fanitsiana ny forum. Tsy ekeny ny fanitsiana atao satria tsy mitranga ny titre. Efa novaina amin'izao fotoana izao.
Afaka manao correction amin'izay ny admin.

Sécurité

Nohamafisina ny sécurité mba hisakanana ireo manao bot login. Mba hijerena raha mandeha izy dia jerena ireo namana manana isa be indrindra

marimar (1531)
aristar (1323)
rurik (1165)

07h51

17 mai 2005


Hery sy Hanta. Ny sary tsara indrindra hatramin'izao angamba.

serasera.org tamin'ny fotoan'androny (2000-2002)

Fanitsiana ny smileys

Nahitsy ny smileys amin'ny serasera.org iray manontolo. Mety amin'izay ny mametraka smileys ao anaty lahatsoratra asiana fanovana. (Teo aloha izy mipetraka any amin'ny faran'ny lahatsoratra)


Nohatsaraina ihany koa ny bbcode. Nialàna ny fomban'ny phpBB ary naka ny fanaon'ny dokuwiki.

Nomena accès @ webmin i lanto ahafahany manao reboot raha misy blem ny site.