Toa izao ny endriky ny ataky. Ao anatin'ny 1 segondra misokatra in 5 na in 6 ny site.
Ny natao:
namorona fichier hoe wp-auth.conf tao amin'ny /etc/fail2ban/filter.d
Izao no natao tao anatiny
[Definition] failregex = ^dia avy eo nampiana an'izao tao amin'ny jail.conf.* "POST /wp-login.php ignoreregex =
[wp-auth] enabled = true filter = wp-auth action = iptables-multiport[name=NoAuthFailures, port="http,https"] logpath = /var/log/virtualmin/blaogy.org_access_log bantime = 3600 maxretry = 3