Tratran'ny attaque DDOS indray ny serveur iray an'ny serasera alina. Ny serveur principal no tratra. Nijanona daholo noho izany ny ankamaroan'ny site miafara amin'ny serasera.org afatsy ny forum satria ny forum natokana serveur fa mbola mavesatra. Efa handeha hatory aho alina, namitavita zavatra kely, tamin'ny 1 sy sasany maraina, no nahazo email tampoka avy any amin'ny OVH milaza fa no-désactiver-ny ny serveur satria "hijacked". Izany hoe tafiditry ny pirate (foza orana grrr) dia tsy voatantana ara-dalàna intsony. Nomeny rohy fotsiny aho hakàna ny zavatra izay azo alaina sisa ao. Nanomboka teo dia ni-activer ilay serveur iray fiandry aho dia nafindra tao izay tokony azo afindra. Maraina ihany ny andro vao vita daholo. Amin'izao izaho manoratra izao dia efa mandeha ny sites goavana. Ny sites madinika sasany mbola tsy no-activer-na satria mila jerena hoe taiza no nahatafidirandry zalahy "foza orana" (Ambohitsirohitra sa Iavoloha lol) UPDAT...
Ho hitanao eto ireo fanovana isan-karazany mitranga ao amin'ny serasera.org amin'ny ankapobeny. Ny serasera dia nanomboka ny 3 oktobra 1999