Soratako eto tsikelikely izay zavatra vaovao vita volana mey. Site Namana.serasera.org - Rehefa mametraka eritreritra mandalo mikasika namana iray dia azo apetraka ny solonanarany fa misy @ miaraka aminy. Ohatra hoe @hery. Handray hafatra izy hoe voalaza ao amin'ilay eritreritra mandalo. - Mahazo hafatra koa ny mpametraka hevitra amin'ny eritreritra mandalo rehefa misy mamaly ny hevitra. Radiovazogasy - Mandeha indray ny Archives http://radiovazogasy.com/radio/archives
Ho hitanao eto ireo fanovana isan-karazany mitranga ao amin'ny serasera.org amin'ny ankapobeny. Ny serasera dia nanomboka ny 3 oktobra 1999