14 juin 2003

Nohatsaraina indray ny sary

Rehefa mampiditra sary ianao dia azonao lazaina hoe ho an'ny namanao manokana. Dia izay namana nofidinao ho namana ihany no mahita ny sary apetrakao. Raha te hijery ny namanao manokana dia mandehana etsy amin'ny Fanoroam-pejy - [Ny namako]. Azonao atao ny mampiditra sy manala namana ao.