Nampiasaina hamoahana ny pub tao amin'ny serasera ny site ws.loharano.org. Voatery najanona anefa izany alina satria nihoatra ny bande passante nilaina. Dia voatery naverina ao amin'ny doka.serasera.org indray aloha mandra-pahazo bande passante ngeza kokoa.
Miezaka manamboatra tsikelikely ireo espaces pub azo amidy aho amin'izao fotoana izao ary mitady fomba koa hahamora ny fividianan'ny olona izany espaces izany.
Ho hitanao eto ireo fanovana isan-karazany mitranga ao amin'ny serasera.org amin'ny ankapobeny. Ny serasera dia nanomboka ny 3 oktobra 1999
27 janvier 2006
20 janvier 2006
Statistika serasera tato ho ato
Tsy aritra ny tsy hametraka ity statistika volana janoary 2006 ity.
Zavatra hita amin'izao dia manodidina ny 4500 isanandro eo ny mpamangy ny serasera.org ary ny avo indrindra dia tamin'ny 13/01/2006 izay nahatratra 11741
Isaorana be dia be ny namana tsirairay sy ny mpandrindra rehetra manafana ny sehatra.
--
Hery
http://hery.serasera.org
"Tsiky dia ampy"
Tel +39 338 744 2412

Daily Statistics for January 2006 | ||||||||||||
---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|
Day | Hits | Files | Pages | Visits | Sites | KBytes | ||||||
1 | 96882 | 3.11% | 50941 | 2.88% | 28582 | 2.55% | 3020 | 3.20% | 1420 | 9.90% | 631670 | 3.04% |
2 | 149168 | 4.78% | 86498 | 4.88% | 54548 | 4.87% | 4977 | 5.27% | 1705 | 11.88% | 949895 | 4.58% |
3 | 181969 | 5.84% | 104571 | 5.90% | 64017 | 5.71% | 5258 | 5.57% | 1727 | 12.04% | 1194032 | 5.75% |
4 | 186276 | 5.98% | 108545 | 6.13% | 68893 | 6.15% | 4564 | 4.83% | 1713 | 11.94% | 1255192 | 6.05% |
5 | 174547 | 5.60% | 102412 | 5.78% | 66015 | 5.89% | 4755 | 5.03% | 1734 | 12.09% | 1203305 | 5.80% |
6 | 162862 | 5.22% | 89719 | 5.07% | 49707 | 4.44% | 4447 | 4.71% | 1667 | 11.62% | 1011338 | 4.87% |
7 | 140803 | 4.52% | 73187 | 4.13% | 45860 | 4.09% | 3656 | 3.87% | 1473 | 10.27% | 871845 | 4.20% |
8 | 114899 | 3.69% | 62330 | 3.52% | 34413 | 3.07% | 2965 | 3.14% | 1370 | 9.55% | 711290 | 3.43% |
9 | 187083 | 6.00% | 98885 | 5.58% | 55353 | 4.94% | 4578 | 4.85% | 1650 | 11.50% | 1135975 | 5.48% |
10 | 191551 | 6.14% | 99318 | 5.61% | 67376 | 6.01% | 5076 | 5.37% | 1663 | 11.59% | 1255558 | 6.05% |
11 | 157958 | 5.07% | 88740 | 5.01% | 48444 | 4.32% | 4246 | 4.49% | 1738 | 12.11% | 1016960 | 4.90% |
12 | 210729 | 6.76% | 134250 | 7.58% | 96582 | 8.62% | 7706 | 8.16% | 1817 | 12.66% | 1569202 | 7.56% |
13 | 224764 | 7.21% | 142317 | 8.04% | 106444 | 9.50% | 11741 | 12.43% | 1817 | 12.66% | 1724755 | 8.31% |
14 | 154185 | 4.95% | 88801 | 5.01% | 66623 | 5.95% | 6043 | 6.40% | 1644 | 11.46% | 1035987 | 4.99% |
15 | 93510 | 3.00% | 47104 | 2.66% | 33065 | 2.95% | 2844 | 3.01% | 1464 | 10.20% | 572071 | 2.76% |
16 | 195980 | 6.29% | 117701 | 6.65% | 79315 | 7.08% | 5756 | 6.09% | 1733 | 12.08% | 1402939 | 6.76% |
17 | 165067 | 5.29% | 92539 | 5.23% | 50178 | 4.48% | 4105 | 4.34% | 1716 | 11.96% | 1051703 | 5.07% |
18 | 156651 | 5.03% | 88279 | 4.98% | 48914 | 4.37% | 4280 | 4.53% | 1717 | 11.97% | 1045276 | 5.04% |
19 | 166680 | 5.35% | 91409 | 5.16% | 54238 | 4.84% | 4576 | 4.84% | 1811 | 12.62% | 1069267 | 5.15% |
--
Hery
http://hery.serasera.org
"Tsiky dia ampy"
Tel +39 338 744 2412
10 janvier 2006
Hafatra vaovao
Manomboka mitranga ao amin'ny forum.serasera.org indray rehefa misy hafatra vaovao ao amin'ny namana. Isaky ny 10 minitra vao miova ilay filazana hoe hafatra vaovao. Aza gaga izany raha ohatra ka efa voavaky ilay hafatra nefa mbola misy hoe Hafatra vaovao ihany ao amin'ny forum.
08 janvier 2006
Fanatsarana ny forum : mamaky avy hatrany
Hevitra avy tamin'i DS hoe rehefa tsindrina ilay hoe "vakio" dia tokony hisokatra avy hatrany ny hafatra.
Vita izany amin'izao fotoana izao.
Fanampin'izany dia tonga dia azo sokafana amin'ny endrika toa izao ny hafatra tsirairay na dia tsy hafatra farany aza.
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=(parent_id)#(message_id)
ka (parent_id) ny id-n'nymessage voalohany eo amin'ny lisitra
ary (message_id) ny id-n'ny message tiana hovakiana
Ohatra
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m43aa43401cdb3#m43aaba92d4b46

04 janvier 2006
Hatsaraina ny tatitra admin
Hohatsaraina ato ho ato ny tatitra halefa ho an'ny admin eto amin'ny serasera
Email iray isanandro ihany no hovoaray ka ao anatin'io email io daholo ireto tatitra manaraka ireto.
- Namana vaovao
- Namana nofafaina
- Sary vaovao
- Isan'ny hafatra nofafaina
- Isan'ny forum natao archives
- Tononkira vaovao avy ao amin'ny tononkira
- Ohabolana vaovao avy ao amin'ny ohabolana
- Lisitry ny lohateny tononkalo vaovao (avy ao amin'ny vetso.serasera.org)
- Takelaka vaovao (avy ao amin'ny takelaka.serasera.org)
Ny antony tena handefasana ireo amin'ny alalan'ny email dia mba ahafahan'ny tsirairay mandray ny anjarany amin'ny fandrindrana (ohatra izay mpandrindra sary afaka mamafa sary sns)
Raha misy zavatra hafa mbola mety ho ilaina dia afaka manoratra ihany.

Wikianja sy namana
Manomboka izao dia mampiasa ny solonanarana sy tenimiafina serasera vao afaka manoratra ao amin'ny wikianja
03 janvier 2006
Fanavaozana ny wikianja
Havaozina tsikelikely koa ny wikianja amin'ity herinandro ity. Ny wikianja moa dia toerana ahafahanao manoratra malalaka zavatra izay tianao... dia tena malalaka tokoa. Amin'izao fotoana izao aloha dia ny mombamomba fanampin'ny namana tsirairay no tena ho hitanao ao fa mbola azo itarina ho ngeza be.
http://wiki.serasera.org ny wikianja
Raha ohatra ka mangamanga be fotsiny no hitanao dia ampiasao ny touche F5 fa mbola ilay wikianja taloha izay no voatahirin'ny ordinatera.
Mazotoa daholo
http://wiki.serasera.org ny wikianja
Raha ohatra ka mangamanga be fotsiny no hitanao dia ampiasao ny touche F5 fa mbola ilay wikianja taloha izay no voatahirin'ny ordinatera.
Mazotoa daholo
02 janvier 2006
Ilay olana ao amin'ny dinika.
Ny olana tao amin'ny dinika dia mety mifandray amin'ny fahana RSS izay vao nampidirina sy nohatsaraina tamin'ity tao vaovao ity. Nisy variable $msg izay mbola nihainohaino tamin'ilay fahana RSS ka mety iny no raisin'ny hafatra. Ho hita eo ny vokany.
Ny fomba nanaovana ny debug dia ny fampitahana ny $_POST[msg] sy ny $msg ka raha vao tsy mitovy ireo dia midika izay fa tsy ny hafatra tokony ho tafiditra no tafiditra.
Mbola mitohy ny fanarahamaso.
Ny fomba nanaovana ny debug dia ny fampitahana ny $_POST[msg] sy ny $msg ka raha vao tsy mitovy ireo dia midika izay fa tsy ny hafatra tokony ho tafiditra no tafiditra.
Mbola mitohy ny fanarahamaso.
Inscription à :
Articles (Atom)