14 août 2003

Isan'ny mpamangy

Naka mpanisa vaovao izahay nanomboka omaly 13-aog. BBClones no anarany. Lasa tsy maimaimpoana intsony mantsy ilay lohamilina nanisa ny mpamangy eto amin'ny site koa dia nialàna. Ny isan'ny mpamangy hitanareo ery ambany ery izany dia nanomboka ny 13 aogositra 2003. Mahaliana ny mijery ny tohiny satria hita ao hoe avy aiza ny ankamaroan'ny namana sy ny sisa. Mba jereo eo moa dia ho hitanao.

Aucun commentaire: