30 août 2003

Smileys... sarintsiky

Manomboka izao dia afaka mampiseho ny fihetsem-pontsika amin'ny alalan'ny sary kely isika rehefa mandefa hafatra. Andramo ao e. :)
Mazotoa ary mitsiky sy mihomehy :lol:

:) dia ampy

Aucun commentaire: