31 janvier 2005

Forum ver 1. Niditra garazy

Nampidirina garazy androany ny forum tao voalohany.

Ankoatry ny endrika ivelany dia niditra tamin'ny smarty koa ny forum.serasera.org. Efa
manomboka mikarakara ny hanokafana ny sources ho an'izay te hanatsara azy.

http://forum.serasera.org/index.php?rub=message&msgid=m41fe6d181ac25


Aucun commentaire: