07 octobre 2005

Namana.serasera.org ver. 3.0

Nampidirina ao amin'ny solaitra koa izany ny module vaovao hoe namana.
Mazava ho azy, natao ho an'ny serasera ihany. Ny antony nampidirana
azy ao dia mba ahafahana mampiasa ihany koa ny modules hafa ao amin'ny
takelaka namana.serasera.org.
Amin'izao fotoana izao izany dia efa mampiasa ny Solaitra daholo ny
ankamaroan'ny takelaky ny serasera.org. Ny tsy mbola tafiditra dia ny
forum.serasera.org sy ny serasera.org/tahiry ary serasera.org/lisitra.
Ny hatao manaraka angamba dia ny fanamboarana ny takelaka lisitra.

Aucun commentaire: