28 octobre 2005

Olana mémoire

Tsy nahomby ny famindrana ny serasera tao amin'ny serveur vaovao omaly. Rehefa nojerena dia olana ara-mémoire ilay izy. Amin'izao tsy misy serasera izao dia tsy mety mihoatra ny 50MB ny mémoire libre sur 508MB (Nampiasa commande free) ao amin'ny serveur vaovao.

Aucun commentaire: