27 octobre 2005

Tapaka ny serveur

Tapaka nandritra ny fotoana maharitra ilay serveur vaovao nametrahana ny serasera. Tsy mbola fantatro ny antony. Hojereko ao amin'ny log hoe inona no nitranga.  Nanao reboot avy ao amin'ny admin interface fa mbola tsy mandeha.
Naverina ao amin'ny serveur teo aloha aloha mandra-pisian'ny antony mazava.
  
 

Aucun commentaire: