15 novembre 2005

Somary tapatapaka kely ny serasera

Mandalo fahatapatapahana kely ny serasera.org amin'izao fotoana izao fa efa eo am-panatsarana azy. Tamin'ilay nafindra tamin'ny Serveur Dédié dia nanjary tsy nahazaka indray. Tsy mbola tena fantatra hoe inona no olana fa hoezahina hampitomboina ny mémoires.
Androany dia in-4 no nanao restart mysql.

Aucun commentaire: