07 décembre 2005

Duplicated id

Mahagaga fa tratran'ny hoe duplicated id 708417 aho tamin'ny namana_msg kanefa ny type dia INT. Dia rehefa novaina ho BIGINT ilay izy dia nandeha... izany hoe nijanona teo amin'io ny auto_increment.
Naveriko ho 0 daholo aloha ny auto_increment... izany hoe nofafaina ny id dia naverina indray. Tsy misy olana satria tsy niantehitra tamin'ny ID mihitsy aho hatramin'izay fa mamorona msgid izay miankina amin'ny uniqid.

Aucun commentaire: