09 décembre 2005

Fanatsarana tao amin'ny serveur vaovao

Ireto izany ny fanovana tao amin'ilay serveur vaovao:

Tao amin'ny
/etc/php.ini

magic_quotes_gpc = On
register_globals = On
error_reporting = E_ALL & ~E_NOTICE

Tao amin'ny
/etc/sysconfig/i18n

LANG="en_US.ISO-8859-1"
SYSFONT="latarcyrheb-sun16"
SUPPORTED="en_US.UTF-8:en_US:en:en_US.ISO-8859-1"

--
Hery
http://hery.serasera.org
"Tsiky dia ampy"
Tel +39 338 744 2412

1 commentaire:

Eugene Heriniaina a dit…

Ao amin'ny php.ini no misy ny charset ovaina fa tsy ao amin'ny /etc/sysconfig/i18n