15 décembre 2005

Ilaina ny fanovana ny endrika

Manahirana ahy mafy amin'izao ny fombafomba tokony hanovana ny endriky ny serasera.org mba hifanaraka amin'ireo endrika izay mateti-piasa amin'izao fotoana izao.
Amin'izao fotoana izao dia misy colonnes 3 ny serasera amin'ny ankapobeny. Niezaka nampiasa div aho ao amin'ny namana nefa tonga dia hitako hoe misy manana olana. Firefox 1.5 (ity ampisaiko ity) sy ny internet Explorer 6 aloha dia tsisy olana mihitsy, fa mitranga soa amantsara ny colonnes 3. Ny hafa misy mitaraina hoe midina ambany daholo ny divs fa tsy mitranga amin'ny toerany.
Ahoana izany ny hevitra?

Momba ny layout izany dia mampiasa Divs 6
#Wrapper
#Head
#Nav
#Content
#Left
#Right

Fa tokony miova tsy tahaka ilay teo ny fampisehoana azy.

Toa izao no tokony ho firindrany

4 commentaires:

Anonyme a dit…

Ao amin'ny CSS angamba, raha fantatra koa ilay browser tsy mampety azy dia afaka andramana. Ary ahoana moa raha atao position absolue, ohatra hoe:

#wrapper{
width: 780px;
text-align:left;

#nav {
position: absolute;
width: 160px;
left: 0;

#content {
position:absolute;
width: 600px;
left: 170;
top: 0px;
margin: 5px;

Anonyme a dit…

Andramako dia asehoko eto ihany ny vokany
Misaotra betsaka dia rehefa kelikely indray izany.

Anonyme a dit…

Tsy mety ilay mampiasa position absolute satria mitohoka amin'izay position tenenina daholo ny div

ity no hitako indray fa tsy haiko na ahoana
http://ws.loharano.org/test.htm

Anonyme a dit…

Marina izany, fa za koa tsy nanandrana :)

Fa mety koa io, ity izao misy mitovitovy amin'io mihitsy, tsy dia mahasosotra (azo telecharger-na):
http://www.cssfill.com/basic/30/css-three-column