27 décembre 2005

Vita ny fanitsiana tao amin'ny forum

Vita izany ny fanitsiana momba ireo olana vitsivitsy hita tao amin'ny forum.
Efa mitranga ao amin'ny namana amin'izao fotoana izao ny RSS avy ao amin'ny forum. Mila amboarina kely fotsiny ny endriny.
Mila avaozina ihany koa ilay module rasesy satria nisy zavatra novaina.

Aucun commentaire: