21 janvier 2010

Tranon'ny Karajia.org

Noho ny olana mateti-pitranga ao amin'ny epiknet.org dia nitady trano hafa ny Karajia (chat eto amin'ny serasera.org)

Amin'izao ary dia ireto ny info ampiasaina rehefa hiditra ao amin'ny #serasera

Serveur: irc.langochat.net
Cannal: #serasera

Raha mampiasa script dia soraty hoe

/server irc.langochat.net
/join #serasera

Azonao atao koa ny mampiasa ny langoscript alaivo eto dia avy eo soraty hoe
/join #serasera

Amin'izao aloha dia ao isika fa rehefa misy fiovana hafa dia lazainay ihany.