16 juin 2005

Re-install natao

Ny zavatra ataoko amin'izao manao install serveur izao. (Karazana log)
Izay tratra ihany...

15/06/2005 07:51
- Telechargement webmin
- Installation webmin
15/06/2005 08:01
- Changing domain host summary of takelaka.org in the registrar
- Installing usermin (just an idea so that users can change their password)
08:23 - Setting up DNS with BIND
hitako ny erreur... rehefa atao ao amin'ny /var/named ny files de tsy hitany
kanefa efa apetrako ao amin'ny named.conf ilay hoe directory "/var/named/"
no-installer-na mihitsy ny BIND 9
ahoana io chaching-nameserver tsy installé io?
nanao check up tao amin'ny dnsreport dia ok daholo aloha
14:36 - Installé ny xampp
15:27 - tsy mandeha ny Qmail donc ho installer-na ny postfix (mandeha tampoka?)
18:09 - napetraka tao @ boot ny xampp sy ny named
18:09 - Manova ny apache config
18:39 - Mandeha tara ny proftpd
18:39 - Mandeha tsara ny apache
18:39 - Manomboka manao ny backup @ serasera.org dia mamindra azy ho
ato @ takelaka.org

20:23 - Client does not support authentication protocol requested by
server; rehefa mi-connecte à distance t@ mysql.
Vahaolana : OLD_PASSWORD('new_password')

16/06/2005 20:50
- nasiana hoe NameVirtualHost *:80 satria tokony hitovy @ <virtualhost *:80>
- Taorian'io dia nandeha tsara ny apache

Aucun commentaire: