Noho ny olana mateti-pitranga ao amin'ny epiknet.org dia nitady trano hafa ny Karajia (chat eto amin'ny serasera.org)   Amin'izao ary dia ireto ny info ampiasaina rehefa hiditra ao amin'ny #serasera   Serveur: irc.langochat.net  Cannal: #serasera   Raha mampiasa script dia soraty hoe   /server irc.langochat.net  /join #serasera   Azonao atao koa ny mampiasa ny langoscript alaivo eto  dia avy eo soraty hoe  /join #serasera   Amin'izao aloha dia ao isika fa rehefa misy fiovana hafa dia lazainay ihany.
Ho hitanao eto ireo fanovana isan-karazany mitranga ao amin'ny serasera.org amin'ny ankapobeny. Ny serasera dia nanomboka ny 3 oktobra 1999