30 août 2003

Sarin'ny mpihira

Vita indray ny fampidirana sarin'ny mpihira ao amin'ny Tononkira (http://tononkira.serasera.org). Afaka ary amporisihana mba hampiditra sarin'ny mpihira ao ny namana. Marihana fa ny namana ihany no afaka mampiditra sarin'ny mpihira sy mijery ny sarin'ny mpihira rehetra.
Mazotoa ary

Aucun commentaire: