Nisokatra androany izany ny takelaka http://vetso.serasera.org . Ato no hampidirana ny vetsovetso sy tononkalo na Poeta efa fanta-daza, na Namana maniry hanoratra, na ireo Namana izay sendra lasa vinany.
Mbola eo am-panatsarana azy hatrany amin'izao koa misaotra betsaka mametraka sosokevitra eto amin'ity forum ambany ity.
http://forum.serasera.org
Ho hitanao eto ireo fanovana isan-karazany mitranga ao amin'ny serasera.org amin'ny ankapobeny. Ny serasera dia nanomboka ny 3 oktobra 1999
Commentaires