17 mai 2005

Fanitsiana ny smileys

Nahitsy ny smileys amin'ny serasera.org iray manontolo. Mety amin'izay ny mametraka smileys ao anaty lahatsoratra asiana fanovana. (Teo aloha izy mipetraka any amin'ny faran'ny lahatsoratra)


Nohatsaraina ihany koa ny bbcode. Nialàna ny fomban'ny phpBB ary naka ny fanaon'ny dokuwiki.

Nomena accès @ webmin i lanto ahafahany manao reboot raha misy blem ny site.

Aucun commentaire: