Ho hitanao eto ireo fanovana isan-karazany mitranga ao amin'ny serasera.org amin'ny ankapobeny. Ny serasera dia nanomboka ny 3 oktobra 1999
17 mai 2005
Hery sy Hanta. Ny sary tsara indrindra hatramin'izao angamba.
1 commentaire:
Anonyme
a dit…
Faly mahalala an'i Hanta sy Hery. I Hery moa efa fantatra hatry ny ela fa izao aho izany vao mahafantatra an'i Hanta, tsara be ny sary, ho tsara koa anie ny tohiny rehetra ...
1 commentaire:
Faly mahalala an'i Hanta sy Hery.
I Hery moa efa fantatra hatry ny ela fa izao aho izany vao mahafantatra an'i Hanta, tsara be ny sary, ho tsara koa anie ny tohiny rehetra ...
mirary soa tompoko ô!
Enregistrer un commentaire