14 juin 2005

Fahatapahana goavana ao amin'ny serasera.org

13 juin 18h39


Mbola tsisy dégat be toa izao ny serasera.org hatramin'izay nisiany.
No-supprimer-n'n godaddy.com ny serveur takelaka.org izay sady nisy ny serasera.org sy ny be dia be.


Voafafa tao daholo daholo.

Hojereko hoe oviana ny backup farany.

Fa nisy inona?

Tena mbola tsy tonga saina aho hoe inona ny zavatra nitranga tato amin'ny serasera. Niteny i lanto hoe tapaka dia gaga aho satria efa ela ihany no tsy tapaka intsony fa efa mety tsara ilay serveur vaovao taorian'ny nanaovana ny re-install rehetra. Efa nalaky be mihitsy aza. Dia nojerena fa tsy mamaly mihitsy ny IP dia nandeha niantso ny hoster aho. Niandry elaela ihany vao nahazo ary rehefa nahazo dia nolazainy fa nandefa email izy nilaza fa misy zavatra tokony naloa (reset-n'ny serveur) tamin'ny 26 mai (tsy voaraiko mihitsy izany) kanefa tsy voaloa dia notapahany fotsiny izao ny site. Niteny aho fa tsy voaraiko ny email ary tsy fantatro hoe inona marina no tena natao satria tsy nekeko izany asa izany dia nifanazava teo aloha fa nony farany dia nanontaniako hoe raha mandoa an'io vola io ve aho dia hiverina daholo ny données rehetra? Dia tsia hoy izy. Rehefa tapahana toa izao ny machine dia voafafa daholo ny données rehetra. Dia tsisy backup koa.
Niverina malaky tato ampiasana aho nijery hoe oviana ny données farany voatahiry... dia hitako (indrisy) fa tamin'ny 31 mai no farany ato.

Ny nanjavona


- Namana miissa 180
- Forum rehetra nanomboka tamin'ny 1 Jiona - 13 jiona.
- Sary rehetra nampidirina tao anatin'io fotoana io ihany koa.
- Tononkalo sy tononkira nampidirina tamin'io fotoana io.
- Ny fanamboarana rehetra natao tao anatin'io fotoana io tamin'ireo takelaka hafa ampiantranoin'ny serasera.org (Havatsa, ny takelako, sns)
- Sy izay mbola tsy fantatro...

Tompon'andraikitra


Miaiky aho fa nisy andraikitro tamin'ny tsy nahavoatahiry ireo zavatra ireo
- Tokony novidiana ihany ilay service backup isanandro na dia lafo aza
- Raha tsy izay dia tokony novitaina haingana ilay hack backup mandeha amin'ny mirroir hafa (tsy nisy fotoana)
- Tokony niresaka tamin'ny godaddy hoe nahoana no mandeha tsara ilay serveur nolazaina fa misy fahasimbana.
Koa ialako tsiny amin'ny namana rehetra izay voakasika mivantana tamin'izao fahasimbana izao. Hiezaka ny hanao izay metimety kokoa amin'ny hitandrovana ny tsy hiverenan'izao intsony ny serasera.org.
Mino aho fa hifanohana hatrany isika na dia sendra ny taolana toa izao aza. Raha misy manana fanontaniana na manana holazaina dia afaka mametraka commentaire ery ambany.
Aza misalasala manoratra email mivantana aty amiko heriniaina.eugene@gmail.com raha ohatra ka misy olana.
Dia misaotra antsika namana rehetra.
Hery sy ireo niara-niaritory taminy :-)
"Tsiky dia ampy"


Ity ambany ity ny zavatra nosoratako tany amin'ny godaddy.

Complaint to support


Taratasy nalefako tany amin'ny tompon'andraikitra
From: Eugene Heriniaina heriniaina.eugene@gmail.com
Date: Jun 14, 2005 5:07 AM
Subject: Complaints to support
To: support@godaddy.com
Cc: billing@godaddy.com


Sir,

This email may not have any business effect neither commercial effect on godaddy.com but I'd rather say it to you.
What has just happened to me (custom number 3957000) is not fare for a such well known company as godaddy.
I bought a Virtual Server from godaddy.com on 25th of May. It was then new so I removed Plesk and put another control panel. The server failed and I couldn't open it anymore. I asked for support if they can
remake it and they said they will charge me 50$ for that. Since there was no data in it I said if he has undestood that what I wanted was just to reset the server. They then said to check the server. And
that's the end of our talk on the phone.
The day after (on 26th of May) my server came back. So I thought everything was ok... so I started to put my data in it. I've been runing the server without any problem untill the 13th of June when it
just stopped. I called for support and they told me that my server has just been deleted. The reason seems me having failed to pay the 50$ of charge... and to support that, they said, they sent me an email about it on the 26th. An email that I never received. My email is fully working and I always receive those special offers from godaddy so it's working.

Just for the common sense :
- If I did not agree to pay the 50$ charge for setting up the server, the server should not be set up. Would you set up a new server for someone who doesn't pay you yet? That server was 2 days old when I asked for support so when you set the server back again, I thought it is inside the guarantee since it was set without me being billed (neither on my paypal account, nor on any billing process)

- Even if you sent that famous email to me, if I didn't confirm for the paid support you should'nt have done it and charge me after.

- I think it is not human to just delete everything in a server fully working without any warning and notice where I did not go beyond your terms of service.

Should I have any request of reparation?
No, I wouldn't... I just ask you to be more carefull and comprehensive. I will continue to host my site with godaddy.com but the next time you will erase everything without any reason, please send a notice... so that I back up my data.

Thanks for your service.
Eugene Heriniaina
serasera.org - Madagascar

Tel +39 338 744 2412
Roma Italy

Aucun commentaire: