14 juin 2005

Serasera.org

Niverina amin'ny laoniny tsikelikely ny serasera.org. Ny nataoko aloha dia ny namerina ilay serveur taloha, dia notapahana ny radiovazogasy nandalo tamin'io serveur io. Manomana serveur vaovao aho izao satria ilay serveur taloha dia miadana be ny apache ka mijaly be ny namana.
Rehefa mamindra azy dia misy fahatapahana kely eo amin'ny 30 minitra eo indray.
Tsy natory mihitsy aho androany alina. Saika hatory ihany tamin'ny 4 maraina fa tsy nahita tory dia niverina teto. Angamba androany atoandro aho no hatory fotsiny... dia rahariva manamboatra ilay serveur vaovao.
Ity ny fanazavana momba ny fahatapahan'ny serasera http://fanovana.blogspot.com/2005/06/fahatapahana-goavana-ao-aminny.html

Aucun commentaire: