31 octobre 2005

Tovana amin'ny hafatra

Dia tapa-kevitra izany fa hasiana tovana amin'izay amin'ny hafatra. Ka toa izao no hanaovana azy.

Ahoana no hanaovana azy?
- Afaka mandefa tovana rehefa mandefa hafatra.
- Ny tovana dia voatahiry ao amin'ny toerana isaky ny namana
- Ny tovana dia azo fafaina manokana ary koa voafafa miaraka amin'ny hafatra. (raha tehirizina ny hafatra dia voatahiry miaraka aminy)
- Misy fetrany ny habe-n'ny tahiry isaky ny namana

Ny olana mety hitranga?
Feno ny boatin'ny namana iray dia tsy afaka mandray hafatra sa tsy afaka mandray tovana?
- Tokony misy namana afaka mitahiry tovana lehibebe kokoa
- Rehefa alefa email ny hafatra, manaraka ve ny tovana? (Tsia - lien no ampanarahana)



Misy tsy mety
Raha hafatra iray ho an'olona vitsivitsy dia aiza no hapetraka? sa manao copy ho an'ny rehetra? :-(

1 commentaire:

Anonyme a dit…

besoin de verifier:)