28 novembre 2005

Fanadiovana

Napetraka ny fanadiovana vitsivitsy tato amin'ny serasera.
  1. Naverina indray ilay famafana ny namana tsy nitsidika ny takelaka tao anatin'ny 4 volana. Mazava ho azy, be dia be ny namana voatsoka :-). Fa aleo amin'izao mba tsy mameno database be loatra...
  2. Napetraka koa ny cron izay mamindra en archive ny hafatra tsy voakitika mandritra ny 2 volana ao amin'ny forum. Tsy nofafaina fa napetraka amin'ny table hafa raha tena mbola misy ilàna azy any aoriana any. Mandeha tsikelikely ao ilay cron.

Aucun commentaire: