22 novembre 2005

Fitsinjarana asa

Hitako hoe mifantoka be loatra ao amin'ny namana.serasera.org daholo ny fanatsarana rehetra dia manjary lasa tsirambina ny sites sasany ka angamba mila fitsinjarana. Anisan'ny maika voalohany amin'izany ohatra ny optimisation ao amin'ny forum. Ny fampidirana ny forum ho ao anaty solaitra ary ny fanitsiana be dia be ao amin'ny forum izay mbola lisitra lava be mihitsy.

Aucun commentaire: