22 novembre 2005

Root Server II

Limité be loatra ilay Root Server I (ary mbola tapaka sy mi-crash indraindray) dia aleo maka Root Server II mihitsy (1GB RAM). Amin'izay koa mba afaka manao ny Java ny ao amin'ny Tsena LLC.
Ny olana fotsiny dia tsy maintsy nandoa 99$ hanaovana ny setup ho an'ilay Root Server II.
Niakatra ho 90$/mois koa izany ilay Root Server II fa aleo manao an'izay dia mba milamina.
Na izany aza anefa dia mbola mila manao ny optimisation-n'ny forum.serasera.org rehefa misy fotoana.

--
Hery
http://hery.serasera.org
"Tsiky dia ampy"
Tel +39 338 744 2412

Aucun commentaire: