26 décembre 2005

Après la fête :-)

Vao vita ny fety dia manomboka indray ny serasera.
Vita androany ny fanavaozana ny http://forum.serasera.org
Mampiasa solaitra ihany koa izany ny dinika amin'izao fotoana izao. Mety mbola misy olana vitsivitsy kanefa efa fonctionnel tsara izy amin'izao fotoana izao.

2 commentaires:

Anonyme a dit…

Olana vitsivitsy hita
- Tsy mandeha ny div based templates
Tsy mamely mihitsy satria lasa midina be ery ambany ny contenu amin'ny Internet Explorer
- Nisy filazana tamin'i ari.malala momba ny affichage
Tsy haiko hoe nahoana... mbola hojerena
- Momba ny invitation
Raha efa voafafa ny dinika nefa ny invitation mbola ao dia manawain :-)
- Ny smileys
Ohatran'ny version tranainy be ny smiley miasa ao fa tokony jerena ny smiley.htm

Eugene Heriniaina a dit…

- Probème de session
Nolazain'i mumu fa tsy voatahiry ny session eo amin'ny namana sy forum.