08 décembre 2005

Fahatapahana ao amin'ny serasera.org

Ity dia hitanao ao amin'ny
http://serablog.blogspot.com


Mba ahafahana manatsara ny lohamilina dia mandalo fahatapahana ny serasera.org.
Ho hitanao eto ambany ny vaovao hafa momba izany.

Raha misy fanontaniana na fanamarihana dia mametraha Hevitra eto ambany.

10 commentaires:

Anonyme a dit…

Vita aloha ny dingana voalohany dia ny famindrana ny données rehetra.
Hanao ny fanitsiana isan-karazany aho izao. Raha misy tsy mety dia azo apetraka eto ihany.
Hery

Eugene Heriniaina a dit…

Tsy mandeha ny login ao amin'ny forum.serasera.org

Eugene Heriniaina a dit…

Efa mandeha ny login any amin'ny site hafa toy ny Radiovazogasy.com

Anonyme a dit…

Efa miha-miverina amin'ny laoniny hatrany ny serasera, fa mbola misy olana kely vitsivitsy
- mandeha ny login fa tsy mbola mandeha ny fisoratana anarana
- tsy mandeha ny mombamomba ny namana amin'ny adiresy: http://serasera.org/namana/iza:pseudo

Anonyme a dit…

Vita ny fanitsiana ny login tao amin'ny forum.serasera.org
Dia nanararaotra nanitsy ny lien mandeha amin'ny hafatra koa.

Ny iza:pseudo tsy mbola vita fa resaka mod_rewrite amin'ny apache ilay izy dia fanina aho... kanefa tamin'ilay serveur teo aloha ilay izy nety tsara.

Anonyme a dit…

Tsy mandeha ny fampidirana sary satria tsy installé niaraka tamin'ny php ny library sary.

Anonyme a dit…

Tsy nandeha ny fandefasana tovana miaraka amin'ny hafatra. Niova tsinona ny tompon'ny fichiers. Novaina izy amin'izao dia efa ok.

Anonyme a dit…

Ilay mod_rewrite sao dia andalana ao amin'ny httpd.conf fotsiny no esorina ny komantera: #LoadModule rewrite_module modules/mod_rewrite.so #AddModule mod_rewrite.c

Anonyme a dit…

Vita ny GD library dia afaka mandefa sary indray

Anonyme a dit…

Izay vao mandeha ilay rewrite rule

Nesorina ny
Options +FollowSymlinks
dia napetraka ny
RewriteEngine on