20 décembre 2005

Manavao ny forum.serasera.org

Eo an-dalam-panavaozana ny forum.serasera.org aho amin'izao fotoana izao. Toy ny ankamaroan'ny takelaka ao amin'ny serasera dia ampidirina ao anaty module-n'ny solaitra ihany koa ny dinika. Efa misy module forum natao ao amin'ny solaitra saingy tsy azo ampiharina amin'ny dinika forum.serasera.org satria misy olana eo amin'ny fandefasana hafatra.

Olana hita
- Rehefa manao invitation hamonjy dinika manokana dia tsy ao intsony ilay fandefasana hafatra.
- Ny fanomezana isa (olana min)

Vahaolana
- Mila mamorona webservice tanteraka ho an'ny site namana.serasera.org dia azo sokirina avy any ivelany.
- Na koa sokafana ny mysql dia azo paompiana avy any ivelany


4 commentaires:

Eugene Heriniaina a dit…

Vahaolana vaovao hita
Tsy alefa any amin'ny hafatra intsony ny fanasana fa apetraka eo amin'ny fandraisana ny forum mandra-panaiky na mandra-pamafa azy.

Anonyme a dit…

Vita soa amantsara ihany ny forum. Misy fanitsiana vitsivitsy tsy maintsy atao.

- Hamarinina kely fa sao tsy mandeha ilay fanasana. Efa nisy nitaraina
- Cron mamafa izay forum tsisy dinika
- Statistika tsy mamaly ny cache

Anonyme a dit…

Tokony hojerena akaiky ihany koa ny fitohizan'ny session.
Namana -> Forum : Mety tsara ny session
Forum -> serasera hafa : Mety tsara ny session
Forum -> namana : tapaka ny session.

inona no antony? :-(

Anonyme a dit…

Just wanted to say hello someplace. Found [url=http://www.google.com/ncr]you guys through google[/url]. Hope to contribute more soon!
-Wayncmal