11 décembre 2005

Vita ny fanavaozana serveur

Izay izany vao azo lazaina hoe vita tanteraka ny fanavaozana serveur. Nahitsy daholo ireo zavatra tsy nety vokatr'iny fifindrana iny. Anisan'ny tena nigafy ny login izay tsy nety tao amin'ny forum.serasera.org izay vokatry ny tsy naneken'ny php ny HTTP_POST_VARS fa voatery nosoloina $_POST. Nigafy ihany koa ny mod_rewrite izay nibaiko ny iza:xxx sy ny izaho ao amin'ny .htaccess. Nesorina ny Option +FollowSymlinks dia nety ilay izy. Ny olana teo amin'ny sary koa dia niravona.
Afaka miditra tsikelikely amin'ny fanatsarana ordinaire amin'izay izany taorian'iny fanatsarana extraordinaire iny.

3 commentaires:

Anonyme a dit…

Ohatra ny mbola misy olana kely iray, momba ny wiki. Rehefa manindry an'ilay rohy wiki ao amin'ny mombamomba ny namana dia mahazo erreur:

Warning: dir(/var/www/vhosts/serasera.org/httpdocs/wiki/skins) [function.dir]: failed to open dir: No such file or directory in /home/serasera/public_html/wiki/includes/Skin.php on line 22

Fatal error: Call to a member function read() on a non-object in /home/serasera/public_html/wiki/includes/Skin.php on line 27

Anonyme a dit…

Ok efa nahitsy fa misaotra :-)

Anonyme a dit…

Service rapide izy zany kle! :)