04 janvier 2006

Wikianja sy namana

Manomboka izao dia mampiasa ny solonanarana sy tenimiafina serasera vao afaka manoratra ao amin'ny wikianja

4 commentaires:

Anonyme a dit…

Raha tsy diso aho toa efa nisy namana nanana pejy manokana tao amin'ny wikianja taloha, fa toa tsy hitako intsony?

Anonyme a dit…

Mbola ao daholo kah.

Jereo amin'ity rohy eto ambany ity
http://wiki.serasera.org/index.php/Sokajy:Namana

Anonyme a dit…

Ok :) Ireto manko no rohy ireto no hitako:
http://wiki.serasera.org/index.php/Manokana:Listusers
http://wiki.serasera.org/index.php?title=Manokana%3AAllpages&from=&namespace=2
Lasa any amina catégories samihafa angamba.

Anonyme a dit…

Fa tsara ilay izy raha afindran'ny namana tsirairay ao amin'ilay

http://wiki.serasera.org/index.php/user:pseudo

(soloina ny solonanarana ilay pseudo)

Io rahateo amin'izao ny rohy wiki ao amin'ny mombamomba ny namana