09 août 2008

Mandalo fanamboarana ny serasera

Mandalo fanamboarana ny lohamilina iray an'ny serasera amin'izao fotoana izao.
Tapaka naharitra izy omaly ka mila nosoloina mihitsy ilay lohamilina. Ny olana fotsiny dia tsy miasa weekend ilay mpivarotra lohamilina ka tsy haiko na homen'izy ireo ihany ny milina vaovao.

Takelaka vitsivitsy ihany no voakasik'ity fanamboarana ity.

Ny takelaka hafa dia mbola mandeha:
Raha vao ity takelaka ity no misokatra dia tsy mandeha izany ny takelaka nosokafanao.

1 commentaire:

Anonyme a dit…

Having testing accomplished by iTech Labs ensures that video games and gaming systems adjust to all relevant standards, and that they're fair, reliable and resilient. They are like gamblers who are drunk on the roulette wheel. Perhaps the roulette wheel at a night membership, put in those casino.edu.kg terms, isn't a great example. For this function, the roulette wheel technique, which is sized according to health, is used to generate the offspring.