Accéder au contenu principal

Hirany hafa

 Fanatsarana kely fotsiny ao amin'ny tononkira.serasera.org fa efa nisy nangataka ela.

Rehefa mampiseho hira iray dia miseho ery amin'ny havanana ery (any ambany ho an'ny finday) ny hira hafan'ilay mpihira, milahatra araka ny mpakafy. 



Commentaires