02 novembre 2005

Tolotra vaovao wap.serasera.org

Tolotra vaovao aroson'ny serasera.org indray ny wap.serasera.org izay fomba ahafahana mijery ny serasera amin'ny alalan'ny finday (Tel. portable)
Amin'izao fotoana izao dia mbola famakiana hafatra ihany no ao fa hitombo tsikelikely.

12-nov-2005

Nohatsaraina indray ny wap eto amin'ny serasera.
Manomboka izao dia afaka mamaly hafatra. Afaka mandefa hafatra ihany koa.
Rehefa miditra avy mametraka ny solonanarana dia mahita ny zavatra azo atao.
Mbola hatsaraina hatrany.

Misy dinika azo ametrahana fanontaniana ihany koa ao amin'ny rohy eto ambany
Dinika serasera finday
Hery

4 commentaires:

Anonyme a dit…

Tena milay fa dia misaotra ra-Hery a! Afaka mijery mail eny amin'ny toerana tsisy WiFi amizay zany ko! Misaotra e!!

Anonyme a dit…

tsara fa tohizo e.

Anonyme a dit…

ahoana no fomba fiditra amin'ity serasera @ finday

Anonyme a dit…

Ny fidirana amin'ny serasera finday

Sokafy ny finday dia ampidiro ny adiresy hoe wap.serasera.org
Marihana fa tsy maintsy afaka mamaky internet ny findainao vao afaka mampiasa an'io. (minimum GPRS)