Accéder au contenu principal

Articles

Affichage des articles du juin, 2005

Fampiasana sary kely

Ho an'ireo izay somary sahirana mampiasa ny sary kely dia ireto avy ny litera kely mahasolo azy. Ohatra raha te hampiseho dia apetraho ny =(( =(( =)) :-$ =D :-w :-@ ^:^ o^o :b :snif: :miam: :@ :D :) :( :o 8O :? 8) :lol: :x :P :oops: :cry: :twisted: :roll: :wink: :!: :?: :idea: :arrow: :} :°) (l) :'( 8-) :/ :-D :-P :^) :{ :-o :evil: ^^ ;-) :-* :*

Re-install natao

Ny zavatra ataoko amin'izao manao install serveur izao. (Karazana log) Izay tratra ihany... 15/06/2005 07:51 - Telechargement webmin - Installation webmin 15/06/2005 08:01 - Changing domain host summary of takelaka.org in the registrar - Installing usermin (just an idea so that users can change their password) 08:23 - Setting up DNS with BIND hitako ny erreur... rehefa atao ao amin'ny /var/named ny files de tsy hitany kanefa efa apetrako ao amin'ny named.conf ilay hoe directory "/var/named/" no-installer-na mihitsy ny BIND 9 ahoana io chaching-nameserver tsy installé io? nanao check up tao amin'ny dnsreport dia ok daholo aloha 14:36 - Installé ny xampp 15:27 - tsy mandeha ny Qmail donc ho installer-na ny postfix (mandeha tampoka?) 18:09 - napetraka tao @ boot ny xampp sy ny named 18:09 - Manova ny apache config 18:39 - Mandeha tara ny proftpd 18:39 - Mandeha tsara ny apache 18:39 - Manomboka manao ny backup @ serasera.org dia mamindra azy ho ato @ tak...

Mbola misy tsy vita

Ny emails serasera tsy misy mandeha. Fa ny mivoaka mandeha tsara. - Jereo fa sao dia tsy mandeha ilay mx.serasera.org -> ip 155 (toa pending allocation) - Jereo raha mety tsara ilay qmail, sinon soloina postfix + dovecot In koa io box_radio tsy miova io? Misy blem na ny DNS na ny Apache fa mandeha ao amin'ny /serasera daholo ny sites rehetra na inona na inona.

Valiny avy amin'ny godaddy.com

Naverin'ny godaddy.com izany ny vola nividianana an'ilay serveur nofafainy tsotra izao. Dia hotohizana ihany ny fametrahana ny serasera ao anatin'ny godaddy.com ---------- Forwarded message ---------- From: billing@godaddy.com <billing@godaddy.com> Date: Jun 15, 2005 1:07 AM Subject: RE: Complaints to support To: Eugene Heriniaina <heriniaina.eugene@gmail.com> Dear Eugene Heriniaina, Thank you for your email to. I apologize for you having to go through all of this and would like to apologize on behalf of GoDaddy.com and thank you for your continue business with us. For this I have gone back and refunded you for that first purchase of the Virtual erver you bought. I hope that this is something that restores a little faith in you of us. Thanks, Dean A. Billing Specialist 480-505-8855 billing@secureserver.net -------- Original Message -------- Subject: Complaints to support From: "Eugene Heriniaina" <heriniaina.eugene@gmail.com> Date: Mon, ...

Serasera.org

Niverina amin'ny laoniny tsikelikely ny serasera.org . Ny nataoko aloha dia ny namerina ilay serveur taloha, dia notapahana ny radiovazogasy nandalo tamin'io serveur io. Manomana serveur vaovao aho izao satria ilay serveur taloha dia miadana be ny apache ka mijaly be ny namana. Rehefa mamindra azy dia misy fahatapahana kely eo amin'ny 30 minitra eo indray. Tsy natory mihitsy aho androany alina. Saika hatory ihany tamin'ny 4 maraina fa tsy nahita tory dia niverina teto. Angamba androany atoandro aho no hatory fotsiny... dia rahariva manamboatra ilay serveur vaovao. Ity ny fanazavana momba ny fahatapahan'ny serasera http://fanovana.blogspot.com/2005/06/fahatapahana-goavana-ao-aminny.html

Fahatapahana goavana ao amin'ny serasera.org

13 juin 18h39 Mbola tsisy dégat be toa izao ny serasera.org hatramin'izay nisiany. No-supprimer-n'n godaddy.com ny serveur takelaka.org izay sady nisy ny serasera.org sy ny be dia be. Voafafa tao daholo daholo. Hojereko hoe oviana ny backup farany. Fa nisy inona? Tena mbola tsy tonga saina aho hoe inona ny zavatra nitranga tato amin'ny serasera. Niteny i lanto hoe tapaka dia gaga aho satria efa ela ihany no tsy tapaka intsony fa efa mety tsara ilay serveur vaovao taorian'ny nanaovana ny re-install rehetra. Efa nalaky be mihitsy aza. Dia nojerena fa tsy mamaly mihitsy ny IP dia nandeha niantso ny hoster aho. Niandry elaela ihany vao nahazo ary rehefa nahazo dia nolazainy fa nandefa email izy nilaza fa misy zavatra tokony naloa (reset-n'ny serveur) tamin'ny 26 mai (tsy voaraiko mihitsy izany) kanefa tsy voaloa dia notapahany fotsiny izao ny site. Niteny aho fa tsy voaraiko ny email ary tsy fantatro hoe inona marina no tena natao satria tsy nekeko izany asa izany...

Tafiditra @ takelaka.org

Dia tafiditra tanteraka ao amin'ny takelaka.org ny serasera.org amin'izao fotoana izao. Io izany sisa no hotazomina. Inona avy no ao amin'io serveur io? xampp no nampiasaina ka ireto no hita ao Apache , MySQL , PHP , Perl , ProFTPD , phpMyAdmin , OpenSSL , Freetype , libjpeg , libpng , gdbm , zlib , expat , ming , Sablotron , libxml2 , Webalizer , pdf class , ncurses , mod_perl , FreeTDS , gettext , IMAP C-Client , OpenLDAP (client lib) , eAccelerator , mcrypt , mhash , SQLite , cURL , ZZIPlib , libxslt , phpSQLiteAdmin