Dia tapa-kevitra izany fa hasiana tovana amin'izay amin'ny hafatra. Ka toa izao no hanaovana azy. Ahoana no hanaovana azy? - Afaka mandefa tovana rehefa mandefa hafatra. - Ny tovana dia voatahiry ao amin'ny toerana isaky ny namana - Ny tovana dia azo fafaina manokana ary koa voafafa miaraka amin'ny hafatra. (raha tehirizina ny hafatra dia voatahiry miaraka aminy) - Misy fetrany ny habe-n'ny tahiry isaky ny namana Ny olana mety hitranga? - Feno ny boatin'ny namana iray dia tsy afaka mandray hafatra sa tsy afaka mandray tovana? - Tokony misy namana afaka mitahiry tovana lehibebe kokoa - Rehefa alefa email ny hafatra, manaraka ve ny tovana? (Tsia - lien no ampanarahana) Misy tsy mety Raha hafatra iray ho an'olona vitsivitsy dia aiza no hapetraka? sa manao copy ho an'ny rehetra? :-(
Ho hitanao eto ireo fanovana isan-karazany mitranga ao amin'ny serasera.org amin'ny ankapobeny. Ny serasera dia nanomboka ny 3 oktobra 1999